Accueil | Créer un blog | Blog Beauté | Blog Séries 247

Malagasy Tonga Saina

L'Amour pour Base, le Bon Sens pour Principe et le Progrés comme But

Rabe Mamy | 15 avril 2009

Rabe Mamy lem_ami@yahoo.fr

faly miarahaba anareo rehetra

1- gravy  sady mampalahelo lay fanaratsiana an'i ANDRY TGV sy ny tetezamita etsy Ambohijatovo satria anisan 'izany  raha sendra nandalo teo ny tena tamin'ny sabotsy 11 aprily teo dia naheno kabary fanentanana  feno lainga  nefa  dia nahazo  oraka tamin'ireo olona amanarivony  teo dia lay hoe :" bataina sy  taomin 'i Andry TGv  ho eny an-tranony eny AMBATOBE hono ny entana marobe  avy eny Iavoloha  izao " ( mila lazainareo hanaovana analizy zany fanaratsiana  izany satria zavtara  lainga mirefarefa ohatra izany no hanjonoana olona eny )
ny maha gravy azy koa dia  lay tsaho aelin'ireo radio sy télé  vaovao an-dravalo manerana ny 100 km manodidina an' antananarivo izany fanaratsiana izany ka ahiana hino izany ny vahoaka any amin'ny manodidina antananarivo ireo satria dia hita sy re hatrany  tokoa ny onjam-peon 'izy reo  ;
io radio vaovao  FM 93.80 sy télé vaovao ( misy canal UHF anankiroa eo amin'ny quarantaine eo , zay nomen-dry zareo anarana vaovao )  zay araka ny vinavina dia lay  pylone   avobe eo faravohitra akaikin'ny minisiteran'ny fitsarana  no manaparitaka ny sary sy feo amin'izany ( vinavina izany filazana io toerana io izany satria dia mitovy hatsarana sy canal amin'ny MBS taloha no misy ny canal vaovao an'io télé vaovao io) ka asa zay fanapahakevitry ny fitondrana tetezamita satria dia sahy manao essai ry zareo na tsy nahazo licence sy fahazoan-dalana aza .
Mila fitandremana araka ny noteneniko farany  io zava-misy io satria dia mety havadiky ry zareo hoe manampim-bava indray ny fanjakana tetezamita ary dia  ahiana mety hisy mpikarama  an' ady hanapotika ny viva indray raha sakanana tsy hiasa ireo radio sy télé vaovao ireo .

teo koa ny fanaratsiana hoe tsy nanao ninoninona ho an'ny traboina ny tetezamita  hatramin 'izao ka tokony hiala  hono nefa ny PM Monja roindefo amin'io  ora io  dia mitsidika ny tany atsimo atsinanana  mitondra fanampiana io sabotsy io

2- Mba hinoan'ny vahoaka manerana ny madagasikara fa  tena nisy tokoa  ny jadona sy zava-tsy nety teto dia tsara tohizana lay fampisehoana anaty gazety vitsivitsy  toy ny tamin'ny sabotsy teo izay  natao pejy manokana ireo  anisan'ny zava-tsy nety  rehetra nataon-dravalomanana  : nanombohana azy  ilay fakana tany an-keriny nataon- dravalo  tany Antsirabe no naseho tamin'ny sabotsy ; TOKONY ASIANA VERSION TENY MALAGASY IZY IRENY KA APARITAKA HATRANY AMBANIVOHITRA REHETRA ANY ; ka mety na  atao ao  anaty pejy manokana na  hanaovana gazety manokana  na boky kely manokana ;  ka  ny tsara dia  sady asiana lay  aseho tsikelikely i ohatra n-2 isan-kerinandro an-gazety ( pejy manokana) , no sady asiana koa  lay  atao in-1 mandeha raha atao boky kely ny famoahana azy ireny ;

Tsara mihintsy lay fanadihadina misy porofo sy sary  nivoaka an-gazety tamin'ny sabotsy ireny ka atao toy izany daholo  ( KA SADY ASIO VERSION TENY FRANTSAY SY MALAGASY LAY IZY , RAHA HISY VERSION TENY ANGLISY  KOA VAO MAIKA TSARA SATRIA BETSAKA IREO VAHINY TSY MAHAFANTATRA NA MODY FANINA TAMIN' NY ZAVA- TSY NETY NATAON-DRAVALOMANANA  TETO ) 
- ny ampihimamba rehetra vary sy menaka , asa fanaovan-dalana ALMA sns..
  - tsy fandoavana taxe na hetra : fampifangaroana ny volam-panjakana sy an'ny TIKO , 
- ny fakana tany an-keriny ,
- ny force one ,
- ny  famonoana olona tamin'ny 07 febroary ,
- ny fanidina Fiangonana FPVM sns..,
-ny sampy sy ody teny iavoloha sy ambohitsorohitra ,
- ny resaka afera  BOIS DE ROSE

- lay 60 milliard FMG tao amin'ny Banque centrale manakara  tsy hita ;  toa nisy ampahany nanaovan'ny TIM propangady tamin'ny taona 2006  hono lay vola ( hamarino  hoe  io  resaka vola nanaovan'ny TIM  propagandy io satria nivoka tamin'ilay fitsarana  tany manakara izy  io) sy izay vola hafa nivoaka tsy ara-dalàna rehetra  tao amin'ny banky foibe efa nivoka tamin'ny gazety la verité ireny  sns
- ny fanagadrana haingana sy maharitra ireo tsy nitovy hevitra  rehetra tamin- dravalomanana : pety  sy ny rahalahiny izay tsy resin'ny TIM mihintsy tao ikalamavony  raha tsy voagadra izy roalahy , voninahitsy , roland ratsiraka , zakahely sns ...

3 - TSARA SOLOINA   MIANDALANA IRETO PREZIDAN'NY FOKONTANY ETO ANTANANARIVO manakorontana ny tetezamita ireto
raha ny hevitra ny maro , ho vonjimaika mandra-paha aloha izany hoe mialoha ny fifidianana filoham-pokonatany amin'ny  volna desambra 2009 , dia tokony haverin'ny tetezamita toy ny taloha lay izy ; zany hoe tokony averina tendren'ny delegués au maire ny filoham-pokontany amin'ny alalan 'ireo lisitra  vitsivitsy atolotra azy ( tsy arako tsara lay lalàna fa ianareo no mamakafaka  azy)

NB miandry ny fanatsarana  ny télé VIVA  ( sy radio ) ety aminay ankadivato ,antsahabe , ambohimanoro sns..sy manerana ny faritany tanà ,( eny fa  na madagasikara afaka fotoana fohy  aza dia  tokony efa handeha ny projet amin'izany fanitarana ny VIVA  izany )  mba ho toy lay télé sy radio vaovao an-dravalo ny hatsarany e ; satria izay tsara feo sy sary ihany   ange no matetika no jeren'ny olona e ( ety aminay  zao dia tsy misy mijery  télé viva izany  satria  ratsy ny  feo sy  sary tsinona ) ; ary zany no anisan'ny mety  mampitombo ny isan'ny olona mankeny ambohijatovo ohatra ; ny any ambanivohitra  mahazo lay télé sy radio vaovao an-dravalo koa dia mety hanaraka izany hevitra 'ambohijatovo izany satria voababon'ny sary tsara avoakan 'ilay télé tsinona  ; ka  tokony mba  ho mailamailaka ny VIVA e

zay no azo lazaina fa mandra-panoratra indray e
<

 

Publié par MTS à 09:59:34 dans Actualité | Commentaires (0) |

Rabe Mamy | 15 avril 2009

Rabe Mamy lem_ami@yahoo.fr

Miarahaba anareo rehetra

TOKONY HISY FEPETRA IHANY  HO  RAISIN' NY TETEZAMITA AMIN IREO RADIO SY TELE VAOVAO AN' NY MPOBAN- DRAVALO IREO KANEFA  MILA FINTANDREMANA IZANY
saika hilaza fotsiny  fa  efa  miverina mandeha  indray  ny MBS radio sy télé  na tsy mitonona anarana  aza ry zareo ; mety hiova anarana angamba satria mbola piraty rahateo no fiantso azy reo
Fa ny tian-ko tenenina dia hoe nahoana io  radio FM 93.80  sy télé io (  metyho  MBS radio  sy télé izy  ireo  ary marihana fa tsindraindray  io radio io  no mandeha ka  radio DON BOSCO no manindry azy rehefa tsy mandeha lay radio ) , nahoana  no mahazo manao essai sady efa manao analizy  politika manaratsy an'i ANDRY TGV sy ny tetezamita izy ireo  ? ampitao any amin'ny OMERT sy ny tetezamita any fa mandika lalàna tsotra izao ry zareo  ireo ; na lay TELE koa ohatr izay zay; ka  mety ho eny faravohitra misy lay pylône avobe  an'i MBS io no misy ny émetteur ,vinavina  anefa izany fa ny RADIO FAHAZAVANA  no ao izao , ny mada koa tao taloha , 
Satria dia raitra dia raitra ny sary avoakan' lay télé " MBS"  ka   toa  mitady ho voababo ny vahoaka amanaliny  mijery  azy ety aminn'y faitra misy anay ; ny viva rahateo tsy mandeha :  ireny angamba lay mety ho  fitaovana  raitra an'ny TVM norobaina teny iavoloha zay an'ny fanjakana hoy ny maro ,  satria efa nisy rahateo ny fitenenan-dravalomanana  hoe omeko ny TVM ny fitaovan'ny MBS , hay moa vetivety ihany  izany lay fampindramana  raha izao zava-misy izao no jerena

 ka manontany izahay hoe : NAHOANA NY  VIVA no tsy mahavita manao télé sy radio radio  raitra ohatr zany ? satria dia mbola tsy mandeha ny télé VIVA ety aminay  efa ho volana vitsy izao : antsahabe  ,ankadivato , ambohijatovo ambony , ambohimanoro sns...mila fintandremana io raharaha io  satria raha hanakatona ireo radio sy télé ireo ny tetezamita dia  azo heverina  fa mety hisy  indray andian'olona hanafika ny VIVA atsy ho atsy .

NB  mila tenenina  averimberina  foana koa fa ny MBS télé sy radio anie tamin'ny nitondran-dravalo teo dia tsy ara-dalàna satria tsy misy lalàna manome  fahazoan-dalana manao essai teknika mandritra ny 7 taona  mandeha  mivantana mankany any amin 'ny faritany izany IZANY FOMBA IZANY NO MBOLA AROVAN' NY SASANY  MPOBAN-DRAVALO ETSY AMBOHIJATOVO ; MAMPALAHELO E

 HO AN' NY FANDAHARANA ANAO NY FITENENANA : AOKA TSY HO  KIANINA BE LOATRA NY TETEZAMITA SY ANDRY RAJOELINA E
 zaho akory tsy milaza hoe hobio  sy borosio  foana ny tetezamita , tsia , tsy izany mihintsy ;  ekena fa manome torohevitra sy manaitaita  ny tetezamita ianareo matoa mitsikera kely saingy aoka hatao tsy dia henjana loatra  ny analizy : raha nampitovy ny analizinareo club de la presse privée sy  an'i Maurice tsiavonana  tao amin'ny radio antsiva androany zoma ny tena dia nahita fa somary henjana ny analizinareo satria ny an'i maurice tsiavonana dia nafatony tamin'ireo zava-tsy nety nataon-dravalo ny analiziny ka nilazany hoe : tsy mitovy i ANDRY TGV sy Ravalo satria raha ravalo no nitondra  teo dia nofenoiny  akamany haingana ny governemantany , fa i ANDRY TGV  kosa dia mbola  miala nenina  , satria tsy nofenoiny  aloha ny isan'ny HAT sy ny governemantany satria mbola nosokafany ny varavarankely misokatra amin'ireo lafin-kery rehetra : na TIM io  na société civile io ; ka izay no maha samy hafa ny fomban -dravalo sy ny fomban'i ANDRY TGV na dia ekena aza fa misy fahatarana lay fanendrena  ( re izao hariva izao fa noesorin'ny tetezamita  daholo ny lehiben'ny faritra miisa 22 ; efa dingana izany  na mbola tsy mahafapo ny rehetra aza )

Toy izany koa  ( analiziko indray manomboka eto) hoe matoa anie naka an'i zaza ramandimbiarison i Andry tgv ho tale 'ny kabinetrany  dia mety  ho resaka ekonomika momban'ny  fifandraisana amin'ny banque mondiale atsy ho atsy no efa tsinjoviny e, ny momba an-dratsirahonana indray dia karazany manoro hevitra an'i ANDRY TGV amin'ny lafiny lalàna sy diplômatika izy fa tsy hoe hisôvaly hamadika azy akory  araka ny fitenin'ny CRN
jereo ny tetika maizin-dravalomanana   izay saika  na mety hanendry ani' tabera CRN  (na côtier hafa )  ho praiminisitra satria fantany fa marisarisa amin'ny rafitra tetezamita  mantsy ny CRN ka ampiadiany  ankolaka ny samy côtier ; nefa zany zafista zany anie ka tsy tin'ny mpoban-dravalo maizina htramin' izay  saingy noho i ravalo mety hanendry izany dia ho ekena lay izy  nohon' ilay fanatisma manompo izay lazain-dravalo ; tena mampalahelo lay izy ka asa izay fomba handresen-dahatra an-dry zareo ambohijatovo ireo satria tsy mety mety mino zay lazain'ny hafa  mihintsy  ry zareo  ; lainga daholo hono  ny fitenenana ireo ampihimamba nataon -dravalo  nandritra ny 7 taona izay na vary na menaka na fampifangaroana volam-panjakana sy ny an'i Tiko  ; ny bois de rose , sampy sy ody, famonoana olona 07 febroary  sns....ka izay no ilaina  araka ny nolazaiko farany  teto , ny fanaovana dossier na document  manokana  VCD , DVD , CD ; internet , na gazety  manokana  na boky kely manokana  ,aparika manerana ny nosy hilazana ireo zava-tsy nety rehetra  nataon-dravalo hatramin 'izay .

zay no azo lazaina izao fa manantena fanatsarana  haingana ny VIVA , indrindra lay TELE VIVA e  ; jereo fa asa na marina fa NY RADIO MADA  100.80 Fm HONO AFAKA HENOINA AN' NY AMIN'NY FARITANY amin'ny alalan'ny ONDE MOYENNE SY ONDE COURTE (mba  hamarino  kely io azafady  ) izay mazava ho azy fa tsy ara-dalàna saingy jerem-potsiny raha marina izany

Mirary fetin'ny paska sambatra ho anareo rehetra e

<

 

Publié par MTS à 09:51:27 dans Actualité | Commentaires (0) |

Andry Rajoelina - Un discours rassembleur - La Vérité | 15 avril 2009

Andry Rajoelina - Un discours rassembleur !

Mardi, 14 Avril 2009 00:00 Jean Luc Rahaga

Dans la soirée d’avant-hier, le Président de la Haute Autorité de la Transition (Hat) a tenu un discours brossant la situation actuelle de Madagascar par rapport à son histoire et face au monde entier. Mais des solutions concrètes aussi ont été décidées si d’autres sont proposées dont notamment la réduction du train de vie des dirigeants durant la période transitoire mais aussi du budget gouvernemental et ce, par rapport à ce qui est écrit dans la loi de Finances 2009. Il y a 50 ans, selon le discours d’Andry Rajoelina, Madagascar figurait parmi les médaillés des Jeux Olympiques et participait en tant que constructeur avec la voiture « Mahefa » tout en étant exportateur de produits agricoles pour la région de l’Océan Indien. Et 50 ans plus tard, nous faisons partie des 10 pays les plus pauvres les plus endettés de la planète, parmi ceux qui possèdent l’indice de développement humain le plus bas, c’est-à-dire, plus de 80% de la population vivent sous le seuil de la pauvreté. Un taux élevé de corruption, les vols et insécurité, le détournement de deniers publics, la pauvreté, la concurrence déloyale, l’infantilisation du peuple, … font partie des maux qui gangrènent le pays et sont les images de Madagascar à l’extérieur. D’où plusieurs solutions annoncées par le Président de la Hat, à savoir, la prise de responsabilité des forces vives, les assises nationales, réconciliation nationale et concertation nationale chargées de définir les priorités pour une société axée vers le développement, l’autosuffisance alimentaire, la répartition équitable des richesses nationales qui sera palpable d’ici six mois, la tolérance, et entre autres, l’ouverture de la transition à tous les courants politiques (raison de l’attente de la formation complète du gouvernement qui est toujours à la recherche de femmes et d’hommes de bonne volonté). Mais la solution appliquée de suite par le gouvernement et aussi par la Présidence de la Hat est la réduction et ce, de façon draconienne, du budget utilisé. Autant de monde à trouver Ce discours, dans la soirée de la résurrection du Christ, vient si l’on peut dire, à point nommé puisque les critiques pleuvent sur la lenteur des dirigeants actuels à nommer les ministres restants et à former, par conséquent, un gouvernement au complet. L’explication a donc été donnée par ce discours du Président de la Hat mais il reste que de nombreux obstacles et problèmes se posent pour le bon fonctionnement de l’administration. Pour ce qui est de la diplomatie, 5 ambassadeurs ont été limogés, il y a trois semaines sans que leurs remplaçants soient toujours nommés. A cela s’ajoutent les fauteuils de 22 régions de l’île qui venaient d’être vidés de leurs occupants. On imagine ainsi le nombre de femmes et d’hommes de bonne volonté à trouver car des directeurs, de tous les niveaux, et des Chefs de service qui ont tout fait pour dépouiller ce pays ou sont complices de détournements des biens de l’Etat, donc du peuple, et de l’appauvrissement de la population, sont aussi à remplacer ! Et ces méfaits ne se sont pas seulement arrêtés à l’argent public mais se sont étendus au pillage des parcs informatiques de chaque direction et chaque service des ministères et même des Institutions rattachées, mais aussi des parcs automobiles. Un petit tour dans ces ministères lors de la prise de fonction de certains ministres et des cabinets a permis de constater ces faits de visu. Dans ce cas, il y a vraiment du pain sur la planche.

Jean Luc Rahaga

Publié par MTS à 09:46:29 dans Actualité | Commentaires (0) |

Palais d'Etat d'Iavoloha - Des bois de rose camouflés! - La Vérité | 15 avril 2009

Palais d’Etat d’Iavoloha - Des bois de rose camouflés !

Mardi, 14 Avril 2009 00:00 Recueillis par RHL

De sales affaires, touchant le régime Ravalomanana, commencent actuellement à être sorties du secret d’Etat. Ainsi, après le fameux dossier révélant que Marc Ravalomanana a été saisi, en début de cette année, par un célèbre mafieux espagnol pour participer au championnat du monde de culture de drogue, voilà que d’importants lots de bois de rose, d’ébène et de palissandres viennent d’être découverts dans le périmètre du palais d’Etat d’Iavoloha. Soigneusement stockés loin des regards indiscrets et curieux, ces bois précieux, valant des milliards d’Ariary, dévoilent que l’ex-maître des lieux s’adonnerait à des trafics douteux. Scandale !

Le citoyen lambda ne pouvait soupçonner qu’un palais d’Etat, de surcroît servant de lieu de travail à un président de la République, pourrait receler des biens matériels qui ont eu pour sale réputation d’avoir fait l’objet de trafics illégaux pouvant rapporter des millions de dollars. En effet, grande fut la surprise des uns et des autres en apprenant que, dans le périmètre du palais d’Etat d’Iavoloha, d’importants lots de bois de rose, d’ébène et de palissandres sont stockés, loin des regards indiscrets et curieux. S’étant déplacés sur les lieux, nous avons pu constater que ces lots de bois précieux, soigneusement rangés par 50 unités, occupent un vaste terrain sis du côté Sud dudit palais et en amont de la zone octroyée à la fameuse « Vitrine de Madagascar ». Personne ne pouvait apercevoir ces lots de richesses inestimables ni de l’enceinte du palais d’Iavoloha ni de la route nationale 7. D’ailleurs, ils ont expressément été placés là où ils sont actuellement dans le but clair de les camoufler.

Des centaines de milliards…

Au bas mot, ces lots de richesses naturelles comptent près de 500 unités de bois de rose, d’ébène et de palissandres. Par ailleurs, huit containers, pleins à craquer de ces mêmes produits forestiers, sont également rangés à côté des ceux-ci et deux autres trônent superbement sur le plateau d’un camion. Le tout est entouré d’une vingtaine de nouveaux tracteurs (de couleur bleue) et d’un camion à ordures (de couleur orange), lesquels ne peuvent plus être mis en circulation, étant tous dépouillés (par on ne sait qui) de leurs pièces maîtresses (alternateur, pompe, pneus et jantes, etc.). En tout cas, même un néophyte en exploitation de bois précieux pourrait être amené à déduire que la valeur inestimable de ces richesses pourrait atteindre des dizaines, voire des centaines de milliards d’Ariary à l’exportation.

Mais que fait ces bois précieux, méticuleusement camouflés dans le périmètre du palais d’Iavoloha ? Nul n’ignore que, en 2006, une douzaine de containers de bois de rose, en partance pour la Chine, a été saisie au port de Mahajanga. Des containers qui ont été, par la suite, acheminés au palais d’Etat d’Ambohitsorohitra, sur ordre personnel de Marc Ravalomanana. Ce dernier ayant évoqué, pour expliquer le bien-fondé de sa décision, qu’un député voudrait faire des interventions pour que ces bois de rose soient remis à leurs propriétaires. Quelques semaines plus tard, ces containers ont été sortis dudit palais d’Etat pour une destination inconnue du simple citoyen. De même, le tout-Sava (Sambava-Antalaha-Vohémar et Andapa) se souvient encore des fameuses missions sur place qui, menées en 2008 par de hauts fonctionnaires de la présidence Ravalomanana et du ministère de l’Environnement et des Forêts, ont abouti à la saisie d’importants lots de bois de rose et à l’emprisonnement de leurs propriétaires et de quelques fonctionnaires locaux. Lesdits lots semblent, par la suite, s’être évaporés dans la nature.

Trafics douteux…

En tout cas, de hauts responsables de l’actuel pouvoir transitoire ont inopinément mené une mission de contrôle à l’usine de Tiko à Sambaina Manjakandriana pour mettre la main sur des bois de rose, d’ébène et de palissandres, déjà travaillés, et scrupuleusement cachés dans trois hangars et même au fond d’une… piscine (voir « La Vérité » du 10 avril dernier). Est-ce à dire et à déduire que, l’ex-usine de margarinerie de Sambaina Manjakandriana ayant déjà été transformée en une scierie de dernier cri, les lots de bois précieux, parqués en cachette au palais d’Etat d’Iavoloha, auraient-ils été régulièrement acheminés, par tranches, de ce côté de la route nationale 2 pour être usinés avant d’être exportés notamment en Chine ?

Quoi qu’il en soit, personne ne pourrait disconvenir au fait qu’un palais d’Etat, en sus affecté à un président de la République, ne peut recevoir en stockage, quel qu’en soit le motif, des lots de bois précieux. Et nul ne pourrait nier que la volonté de soustraire lesdits lots, à la vue des yeux indiscrets, suppute une intention coupable. D’ailleurs, Marc Ravalomanana ne peut nullement alléguer n’avoir pas été mis en connaissance de ce fait, étant donné qu’il restait le maître incontestable dudit lieu. Est-ce ainsi à conclure que l’ex-chef de l’Etat s’adonnerait à des trafics illégaux de bois précieux ?

Recueillis par RHL

 

Publié par MTS à 09:41:36 dans Actualité | Commentaires (0) |

Haute autorité de la transition - Attentisme coupable ...- La Vérité | 10 avril 2009

<!-- /* Font Definitions */ @font-face {font-family:"Cambria Math"; panose-1:2 4 5 3 5 4 6 3 2 4; mso-font-charset:0; mso-generic-font-family:roman; mso-font-pitch:variable; mso-font-signature:-1610611985 1107304683 0 0 159 0;} @font-face {font-family:Calibri; panose-1:2 15 5 2 2 2 4 3 2 4; mso-font-charset:0; mso-generic-font-family:swiss; mso-font-pitch:variable; mso-font-signature:-1610611985 1073750139 0 0 159 0;} /* Style Definitions */ p.MsoNormal, li.MsoNormal, div.MsoNormal {mso-style-unhide:no; mso-style-qformat:yes; mso-style-parent:""; margin-top:0cm; margin-right:0cm; margin-bottom:10.0pt; margin-left:0cm; line-height:115%; mso-pagination:widow-orphan; font-size:11.0pt; font-family:"Calibri","sans-serif"; mso-fareast-font-family:Calibri; mso-bidi-font-family:"Times New Roman"; mso-fareast-language:EN-US;} .MsoChpDefault {mso-style-type:export-only; mso-default-props:yes; font-size:10.0pt; mso-ansi-font-size:10.0pt; mso-bidi-font-size:10.0pt; mso-ascii-font-family:Calibri; mso-fareast-font-family:Calibri; mso-hansi-font-family:Calibri;} @page Section1 {size:612.0pt 792.0pt; margin:70.85pt 70.85pt 70.85pt 70.85pt; mso-header-margin:36.0pt; mso-footer-margin:36.0pt; mso-paper-source:0;} div.Section1 {page:Section1;} -->

Haute autorité de la transition - Attentisme coupable…

Jeudi, 09 Avril 2009 00:00 RHL


Plus d’un n’ont pas pu s’empêcher de se demander pourquoi Andry Rajoelina, les membres de la Hat et Monja Roindefo tardent-ils autant à prendre les décisions vitales pouvant faire asseoir l’effectivité du pouvoir qu’ils ont pourtant déjà entre les mains ?

En effet, jusqu’à ce jour, les autres ministres du gouvernement n’ont pas encore été nommés, tandis que les chefs de Région, désignés par Marc Ravalomanana, n’ont pas encore été remplacés. Alors que, consécutivement à cette sorte de vacances de poste, leurs détracteurs ne cessent de bénéficier de toutes les latitudes utiles et nécessaires pour les faire déstabiliser. En tout cas, les mêmes observateurs de la vie de la Nation estiment que cet attentisme coupable des tenants actuels du pouvoir pourrait, d’ici peu, leur être fatal. Ceci, dans la mesure où l’inexistence de ministres à la tête de beaucoup de départements ouvre un grand boulevard à tous les opportunistes d’agir à leur guise. Idem au niveau des Régions où, d’une part, des chefs ne pensent qu’à mettre du bâton dans les roues du régime Rajoelina tandis que, de l’autre, d’autres ne lèvent même plus le petit doigt, n’attendant que leur limogeage.  Comble de l’ironie et face à ces tergiversations, des « caïmans » au sein du camp Rajoelina ne pensent également qu’à occuper, par tous les moyens, ces fauteuils régionaux. Quoi qu’il en soit, tout ce bazar parfait à la tête de l’Etat, additionné de l’inexistence également de l’autorité au niveau de la Commune urbaine d’Antananarivo (ces montagnes d’ordures engloutissant la Capitale en sont les preuves flagrantes), constituerait un véritable toboggan qui pourrait faire glisser le régime Rajoelina au fond du ravin. Et, inversement proportionnel, ceux-ci deviendraient un incontestable tremplin au camp Tim pour le refaire propulser à la tête de la Nation.
Au fait, qui aurait fait ombrage à Andry Rajoelina dans cette nécessité impérieuse de boucler la nomination des autres membres du gouvernement ? Et qui aurait mis des… barrages devant lui pour le retarder dans la désignation des nouveaux chefs de Région ? En tout cas, à l’allure où vont les choses actuellement, le président de la Hat et le gouvernement laissent paraître aux yeux des Malgaches qu’ils ne seraient à leur place que pour officier tout simplement en… pompiers. Alerte !

RHL

Publié par MTS à 09:56:24 dans Actualité | Commentaires (0) |

<< |1| 2| 3| 4| 5| 6| 7| 8| 9| 10| 11| 12| 13| 14| 15| 16| 17| 18| 19| 20| 21| 22| 23| 24| 25| 26| 27| 28| 29| 30| 31| 32| 33| 34| 35| 36| 37| 38| 39| 40| 41| 42| 43| 44| 45| 46| 47| 48| 49| 50| 51| 52| 53| 54| 55| 56| 57| 58| 59| 60| 61| 62| 63| 64| 65| 66| 67| 68| 69| 70| 71| 72| 73| 74| 75| 76| 77| 78| 79| 80| 81| 82| 83| 84| 85| 86| 87| 88| 89| 90| 91| 92| 93| 94| 95| 96| 97| 98| 99| 100| 101| 102| 103| 104| 105| 106| 107| 108| 109| 110| 111| 112| 113| 114| 115| 116| 117| 118| 119| 120| 121| 122| 123| 124| 125| 126| 127| 128| 129| 130| 131| 132| >>